Teny iditra maharikoriko (rikoriko)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Miteraka na mahatonga rikoriko, mahasosotra izaitsizy, mahalotika: Maharikoriko ny loton' itỳ zaza ~ Maharikoriko ahy ny toetran' iny olona tsy valahara iny
Mitovy hevitra: mahaboboka ~ mahadikidiky [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy nauseating [Hallanger 1973]

2013/03/07