Teny iditra mahari-pery (aritra, fery)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy mahazaka izay fahavoazana manjò; manan-kerimpo hizaka izay mahazo, izay mihatra, izay fahoriana na zava-tsarotra mitranga: Mahari-pery ny Malagasy [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31