Teny iditra maharitra (ritra)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay Qui peut tarir, dessécher, évaporer, exterminer [1.3]

Teny iditra maharitra (aritra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mateza: Maharitra itony fiarakodia itony raha voakarakara tsara
Mikiry, mikikitra: Maharitra amin' ny fikarohana ny olo-mahay
Mijanona ela any amin' ny aleha: Nahoana no naharitra tany an-tsena Ise?
Mitovy hevitra: mahari-pery ~ mahari-po ~ mahatanty ~ manaraka ny onjany ~ mandefitra ~ miangidy ~ miaritra ~ mihafy ~ tsy fola-mandefitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To endure, to persevere [1.2, 1.7]
 To be capable of enduring [1.2]
 To bear, to carry on; to last [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Endurer, durer [1.3, 1.8]
 Persévérer, être constant, rester [1.3]
 Supporter [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : maharitra
Ny lasa : naharitra
Ny hoavy : haharitra
Filaza mandidy : mahareta
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra maharitra (aritra)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay Permanent, durable [1.13]
Tovy hevitra mandavantaona
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/23