Teny iditra mahary (ary)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana anglisy to create; to beget [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay qui crée, qui fait exister, Créateur. Andriamanitra no nahary ny lanitra sy ny tany: c'est Dieu qui a créé le ciel et la terre. Isika no ary, Andriamanitra no nahary: nous existons parce que Dieu nous a créés. Tsy nisy nandidy an'Andriamanitra hoe: maharia ahy: personne n'a commandé à Dieu, disant: créez-moi. Andriamanitra nahary togontra aman-tanana antsika: c'est Dieu qui nous a créés. [Abinal 1888]
 créer; engendrer [Hallanger 1974]
Endriteny 
mahary
nahary
hahary
maharia
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra fiainana mikorontam-belona ary mahary asa fa mifamono. [Rabemolaly: Fary, takila 212]
Teny nalaina 

2019/01/20