Teny iditra mahasahy (sahy)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Manana herim-po hanao zavatra: Tsy mahasahy ny hivoaka amin' io alina maizim-pito aho [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   to make a person courageous; to be bold in the face of something [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   rendre courageux; être courageux en face de quelque chose [Hallanger 1974]
Endriteny  
mahasahy
nahasahy
hahasahy
Fitovian-keviteny   mahasaky

Teny iditra mahasahy
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   [Taisaka] azo resena [Rakotosaona 1972]

2011/03/01