Teny iditra mahasaky (saky)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Bara, Taimoro] sahy [Rakotosaona 1972]
   [Betsileo] Manana herim-po hanao zavatra: Tsy mahasaky ny hivoaka amin' io alina maizim-pito aho [Rajemisa 1985]
Ny bikany  
mahasaky
nahasaky
hahasaky
Fitovian-keviteny   mahasahy

Nohavaozina tamin' ny 2013/03/07