Teny iditra mahasamihafa (samihafa (samy, hafa))
Sokajin-teny mpamaritra
Ohatra 
1Raha te hampiseho ny mahasamihafa an’ Andriamanitra sy ny ombiasa izy, dia miteny hoe: [1.353]
2Fa eo amin' ny zanak' Israely rehetra kosa, tsy mba hisy hanetsika ny lelany, na olona na biby, na dia alika iray aza, mba hahafantaranao izay mahasamihafa ny iheveran' ny Tompo an' i Ejipta sy an' Israely. [2.996]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mahasamihafa
Ny lasa : nahasamihafa
Ny hoavy : hahasamihafa

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20