Teny iditra mahasampona (sampona)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Mahatonga ho sampona: Raha tsy fahafatesana tokana, tsy misy hahasampona ahy [Rajemisa 1985]
Teny nalaina 

2009/02/23