Teny iditra mahasanganehana (sanganehana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mahatonga ho sanganehana: Mahasanganehana ahy be ihany ny teniny [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to cause doubt or hesitation [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay qui provoque le doute et l'hésitation [Hallanger 1974]
Endriteny 
mahasanganehana
nahasanganehana
hahasanganehana
Teny nalaina 

2011/03/01