Teny iditra mahasodòka (sodòka)
Sokajin-teny matoanteny na mpamaritra
Famaritana malagasy Mahatonga ho voafitaka: Nahasodoka ny sofin' ny mpitsangantsangana teny Ambondrombe ny feo maron' ny riana sy ny vorona nifanako [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mahasodòka
nahasodòka
hahasodòka

2013/03/07