Teny iditra mahasosotra (sosotra)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mahatonga ho sosotra, manafintohina: [...]
¶ Mahadikidiky, mahasorisorena, manorisory [...]
Mitovy hevitra: mahadikidiky ~ mahakamo ~ mahaletra ~ mahalonilony ~ maharikoriko ~ mahasendaotra ~ mahatezitra ~ mampandongilongy ~ vodisetroka [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to annoy, to vex [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   vexer, ennuyer, mécontenter [Hallanger 1974]
Ny bikany  
mahasosotra
nahasosotra
hahasosotra
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2012/09/28