Teny iditra mahatadidy (tadidy)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Mahatsiaro (filaza indrindra amin' ny zavatra): Tsy nahatadidy ny fahazazany io olona io taorian' ny naharariany [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mahatadidy
nahatadidy
hahatadidy

2013/03/07