Teny iditra mahatakalo (takalo)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay qui peut échanger, qui suffit pour être échangé avec une autre chose [Abinal 1888]
Ohatra Ny volamena tsara tsy mahatakalo azy, ary ny volafotsy tsy azo lanjaina ho vidiny; [Baiboly: 22:028:015/Joba 28:15..]

2013/04/16