Teny iditra mahatambitamby (tambitamby (tamby))
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay qui sait caresser, flatter, séduire [Abinal 1888]
Ohatra fa na tamin' ny Hebreo na tamin' ny Grika, dia ninoana fa ny fanomezana dia mahatambitamby ny andriamanitra sy ny mpanjaka hajaina [Randzavola: Baiboly, takila 273]

2014/09/08