Teny iditra mahatanjaka (tanjaka)
Sokajin-teny matoanteny na mpamaritra
Famaritana malagasy Mahatonga ho matanjaka: Mahatanjaka ny sakafo be vitaminina [Rajemisa 1985]

Teny iditra mahatanjaka (tanjaka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Tankarana] le riz (litt. ce qui rend fort) [David 1952 (takila M)]

2017/03/10