Teny iditra mahatanteraka (tanteraka)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Dikanteny frantsay   pouvoir percer, accomplir, executer, pouvoir executer [Abinal 1888]
Ohatra   Mba hahatanteraka ilay hira anglisy hoe: [Andriamalala: Fasana, takila 6]
Izy no nahatanteraka ny fampanantenana nataon-dRainitoandro tamin-janany fahiny [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 101]
Ny bikany  
mahatanteraka
nahatanteraka
hahatanteraka
mahatanteraha
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2013/12/31