Teny iditra mahatapitra (tapitra)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay Qui peut terminer, compléter [Abinal 1888]
Ohatra 
1Ary isan' izay mahatapitra toy izany izy dia mikosoka tain' ondry anankiray, ary averimberiny izany teny izany mandra-podiny. [Dahle: Angano, takila 255]
2Tonga rahateo koa izany biby kely isan-karazany mihinana ny voly izany, ny ramoretaka mamely ny kisoa, ny aretin' omby mahatapitra aina azy ireny. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 118]

Teny iditra mahatapitra (tapitra)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay Qui peut salir [Abinal 1888]

2016/08/17