Teny iditra mahatazana (tazana)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mahatazana
nahatazana
hahatazana
Ohatra 
1Mahiratra tokoa ny mason' ny voltora ka mahatazana lavitra: [Randzavola: Baiboly, takila 779]
2Nitsidika teo am-baravarankely izy, ka nahatazana ny kintana mamirapiratra teny amin'ny lanitra tsy nisy rahona. [Rajohanesa: Kintana]
Teny nalaina 

2013/12/20