Teny iditra mahatitra (atitra)
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   Qui offre ou peut offrir [Abinal 1888]
Ohatra   Ary hoy ray ny : « Izy mahatitra tantely ho ahy: ary hianareo tsy nanome inona ahy, na sira akory aza. [Callet: Tantara, takila 931]

Nohavaozina tamin' ny 2016/09/03