Teny iditra mahatombina (tombina)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Qui peut bien poser, bien asseoir, mettre dans le calme, rendre prospère, jouir du calme [1.3]
Ohatra 
1Tia fisehoana nefa tsy mahatombina amin' ny hataony. [1.381]
2Fitondrantena hafahafa - indraindray malahelo, tsy mahatombina, mora tezitra. [2.424]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/12