Teny iditra mahatonga (tonga)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Afaka hitondra: Tsy mahatonga io vata mavesatra io hatrany an-tsena aho
¶ Ampy mba hahatongavana: Ariary zatovao mahatonga any Ambatolampy rehefa Asabotsy
¶ Miteraka, mahavoa: Mahatonga aretin-kibony voankazo manta
¶ Mampanjary: Ny fiarahan' ny zanakao / min' ny naman-dratsy no nahatonga azy ho maditra [Rajemisa 1985]
 miteraka [SLP 1986]
Famaritana frantsay provoquer [SLP 1986]
Endriteny 
mahatonga
nahatonga
hahatonga
Teny nalaina 

2011/01/20