Teny iditra mahatorovana (torovana)
Sokajin-teny mpamaritra
Endriteny 
mahatorovana
nahatorovana
hahatorovana
Ohatra 
1Ny foko manana ady anaty mahatorovana ny aiko [Dox: Amina]
2lana koa indraindray tany hay voadoro be vodi-ahitra sy ampanga maranitra ary indraindray vatokaranana mahatorovana ny faladia. [Rajohanesa: Kintana]

2018/08/04