Teny iditra | mahatra-po | |
Singan-teny | mahatratra ; -po (fo) | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Mahatratra na mahavonjy ny faharerahana, ny hanoanana [1.1] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mahatra-po io | |
Fivaditsoratra | mahatra-po, ompahatra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/05 |