Teny iditra mahatsangy (tsangy)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Mahasolo, mahadimby; mahay mitondra ny anaran-dray; mahay manarina ny harena aman-draharahan' ny fianakaviana; manome voninahitra ny razana sy ny ray aman-dreny. [Rajemisa 1985]
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

2011/10/24