Teny iditra mahatsikaiky (tsikaiky)
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Teny ilazana olona na zavatra mampihomehy na maha-te haneso amin' ny bika aman' endriny na amin' ny fihetsiny: Mahatsikaiky Ramatoa iny amin' izato akanjony ambony lohalika
Mitovy hevitra: fanalana andro ~ fanaraby ~ fihomehezana ~ mampihomehy [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   ridiculous [Hallanger 1969]
Dikanteny frantsay   risible, plaisant, qui fait rire, amusant, comique [Abinal 1888]
   ridicule [Sims 1969]

Nohavaozina tamin' ny 2015/05/14