Teny iditra | mahatsikelatse | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo] Mahatazana, mahatsikaritra: Teñy aho ko save nahatsikelatsa an-dRasera nandalo teo amorom-parihy (Tany aho fa tena nahatazana an-dRasera nandalo teo amorom-parihy) [1.78] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |