Teny iditra mahatsiravina (tsiravina)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mampatahotra, mampivadipo: Nandre kiakiaka mahatsiravina aho halina
Mampihoron-koditra: Mahatsiravina mihitsy ilay fifandonam-piarakodia teo Analakely izay
Ratsy izaitsizy: Mandehana sasao ity tarehinao fa mahatsiravina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Shocking; appalling [1.7]
Fanazavàna teny frantsay épouvantable, choquant [1.8]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20