Teny iditra mahavadika (vadika)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay qui peut retourner, mettre à l'envers, transporter à un autre tombeau, qui ose trahir, passer à l'ennemi [Abinal 1888]
Ohatra fa tsy misy mahavadika ny soratra izay efa voasoratra tamin'ny anaran'ny mpanjaka sy efa voatomboka tamin'ny peratra fanombohan'ny mpanjaka. [Baiboly: 19:008:008/Estera 8:8..]

2013/04/16