Teny iditra mahavaha (vaha)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay qui peut délier, détacher, effiler [Abinal 1888]
Ohatra Mahavona ny kofehin'ny Ikotokelimiadilaona va ianao, ary mahavaha ny Telonohorefy? [Baiboly: 22:038:031/Joba 38:31..]

2013/04/16