Teny iditra mahavaky (vaky)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana frantsay qui peut fendre, casser: Mahavaky ny atidohako ity raharaha ity (Ce travail me casse la tête)
¶ qui peut traverser
¶ qui peut lire: Tsy mbola mahavaky teny izy (Il ne sait pas encore lire)
¶ qui peut mettre en déroute [Abinal 1888]
Ohatra tsy mba vaky ny hoditra, raha kapohina hazo aza tsy mba mahavaky hoditra azy; [Callet: Tantara, takila 119]
Teny nalaina 

2014/06/27