Teny iditra mahavanona (vanona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mahatonga ho vanona: Ny toetra amam-panahy no mahavanona [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to bring to completion or to maturity [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay mener à bonne fin; produire des fruits mûrs [Hallanger 1974]
Endriteny 
mahavanona
nahavanona
hahavanona
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2015/03/29