Teny iditra mahavantana (vantana)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Tsy manavia ka mora aleha: Mahavantana ahy ity hotely ity
¶ Teny tsotra ka mora tononina: Mahavantana ny vava ny anaran' i Hery kely [Rajemisa 1985]

2009/02/23