Teny iditra mahavara > mahavatra (vatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mahakarakara na mahakolokolo mandrakariva: Mahavatra manondraka ireo voninkazo ireoisa-maraina izy
Mahatozo amin' ny fanaovana izay hahasoa: Mahavatra mifoha amin' ny dimy maraina isan' andro izy mba hahandro vary ho an' ny vadiny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To support, to endure; to carry through [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Supporter, endurer; persévérer [1.8]
Ohatra 
1Tia asa saina fa tsy mahavatra asa ilana herim-batana [1.381]
2Misy dia mahavatra mianatra sy mandany fotoana miaraka aminay [2.445]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mahavatra
Ny lasa : nahavatra
Ny hoavy : hahavatra
Filaza mandidy : mahavara
Ohabolana