Teny iditra mahavatra (vatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mahakarakara na mahakolokolo mandrakariva: Mahavatra manondraka ireo voninkazo ireoisa-maraina izy
¶ Mahatozo amin' ny fanaovana izay hahasoa: Mahavatra mifoha amin' ny dimy maraina isan' andro izy mba hahandro vary ho an' ny vadiny [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to support, to endure; to carry through [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay supporter, endurer; persévérer [Hallanger 1974]
Endriteny 
mahavatra
nahavatra
hahavatra
mahavara
Teny nalaina 

2011/03/01