Teny iditra mahavela (vela)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana frantsay Qui peut laisser, permettre, pardonner [Abinal 1888]
Endriteny 
mahavela
nahavela
hahavela
Ohatra Iza no mahavela heloka afa-tsy Andriamanitra irery? [Baiboly: 49:005:021/Lioka 5:21..]

2013/10/10