Teny iditra mahavelombelona (velombelona (velona))
Sokajin-teny mpamaritra
Endriteny 
mahavelombelona
nahavelombelona
hahavelombelona
Ohatra 
1Mahavelombelona ahy ity tsio-drivotra ity (Cette brise me ranime) [Abinal 1888, takila 825]
2Iray fanahy amin' ny lalitra izy ireny, ka ny maloto no mahavelombelona ny ainy [Rabemolaly: Fary, takila 191]
3misy olona mahavelombelona anao ny miaraka aminy, ary misy mahalozodozotra anao [Rahajarizafy: Filozofia, takila 112]

2017/03/09