Teny iditra mahavita (vita)
Sokajin-teny matoanteny na mpamaritra
Famaritana malagasy afaka manaro zavatra na ara-tsaina na ara-batana [SLP 1986]
Famaritana anglisy to complete, to finish; to be sufficient [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay faire, fabriquer, pouvoir finir, pouvoir achever, mener à bonne fin, suffire pour [Abinal 1888]
 pouvoir finir; mener à bonne fin [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay capable [SLP 1986]
Endriteny 
mahavita
nahavita
hahavita
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Ny manamboninahitra tsy mahavita marika. [Cohen-Bessy: Rakotovao]
2Zavatra telo misy rano mafana no mahavita azy. [Razoharinoro: Soratra]
3Mahavita misaka na manosika ny olona raha tiany. [Andraina: Mitaraina]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/03/31