Teny iditra mahavita tena (vita, tena)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana anglisy to be able to care for oneself [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay pourvoir à ses propres besoins [Hallanger 1974]
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Mpiasy tsy mahavita tena io (C'est un ouvrier qui ne se suffit pas, qui ne travaille pas assez pour gagner sa vie) [Abinal 1888]

Teny iditra mahavita tena (vita, tena)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ilazana ireo zavamaniry afaka manamboatra ny sakafony avy amin'ny raha mineraly [SLP 1986]
Famaritana frantsay autotrophe [SLP 1986]
Voambolana 

2012/02/15