Teny iditra mahavoafady (voafady (fady))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana anglisy to cause disgrace by overstepping taboo [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay se déshonorer en violant un tabou [Hallanger 1974]
Endriteny 
mahavoafady
nahavoafady
hahavoafady
Teny mitovy hevitra mamoafady
Ohatra 
1Izany no nanoloran' Andriamanitra azy ho amin' ny filan-dratsy mahavoafady; [Baiboly: 52.1.26]
2fa izaho koa aza halina dia saiky tsy nahita tory akory, fa lasa tany aminy ihany ny eritre-ritro, satria manahy aho fandrao izy dia manangan-tsampona sy manondrana amin' iny hadaladalany iny, ka mahavoafady; [Dahle: Angano, takila 161]
Teny nalaina 

2019/04/11