Teny iditra mahavoafitaka (voafitaka (fitaka))
Sokajin-teny mpamaritra
Fitokoavana Teny na fitenenana hita ao aminy: mamitaka ~ manodoka [Rajemisa 1985]
Ohatra 
1Nahavoafitaka ahy ny fihatsaram-belatsihiny (Son hypocrisie m'a trompé) [Malzac: Grammaire]
2Ny tsy fahalalana sy ny fitokisana amin'izay heverina ho sangany eo amin'ny tany ama-monina no mahavoafitaka ny vahoaka, hoy izy [NewsMada , 2014/04/18]

2019/08/17