Teny iditra mahavoasazy (voasazy (sazy))
Sokajin-teny mpamaritra
Endriteny 
mahavoasazy
nahavoasazy
hahavoasazy
Ohatra 
1Mahavoasazy ny manao izany. [FOFAFIPE: Rosovola, takila 96]
2Tsy misy olona azo sazina raha tsy araka ny lalàna navoaka hanan-kery alohan' ny nanaovana ilay fihetsika mahavoasazy. [Fanjakana: Lalam-panorenana]
3Samia hendry tsara mandra-pahatongan' io andro io, satria raha misy tsy hendry, dia sady voasazy tsy man-kany, no mahavoasazy koa ny sisa rehetra, tsy misy afaka handeha. [Rakotozafy: Ratsimba, takila 44]

2019/08/17