Teny iditra mahavoatery (voatery (tery))
Sokajin-teny mpamaritra
Endriteny 
mahavoatery
nahavoatery
hahavoatery
Ohatra Ry zareo tompon-tany eo, raha misy anton-javatra mahavoatery azy hiakarana eny fa hanao lanonana, noho ny antony momba an-dRa-zana, dia efa, avy hatrany tafatsabaka amina fiainana fehezin-dalàna henjana tokoa. [Ndemahasoa: Antakay, takila 177]

2019/04/11