Teny iditra mahavonona (vonona)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay qui peut ou sait préparer [Abinal 1888]
Ohatra Tsy azo dinganina indray kosa anefa ny fotoana mahavonona ny fafy toy izany, fa ho simba izy raha tsy izany. [Andraina: Mitaraina, takila 164]

2012/06/25