Teny iditra mahay olona
Singan-teny mahay ; olona
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana olona mora mihavana sy mifankahazo amin' ny hafa; mahay mifandray amin' olona, tsy miavonavona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Good at dealing with people [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qui sait traiter avec les gens, qui sait s'y prendre, populaire [1.3]
 Qui sait s'y prendre avec les gens [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/18