Teny iditra mahay vava (hay, vava)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy olona miteniteny ny sasany foana, mifosafosa sy manaratsiratsy foana; manao teny tafahoatra sy tsy mifidy teny havoaka eo am-pifamaliana amin' olona [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay bavard, indiscret, mauvaise langue [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31