Teny iditra mahazaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Tady makadiry: Mamatotra omby amin' ny mahazaka [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a stout rope or cable [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay câble, grosse corde [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Teny mitovy hevitra tady mahazaka
Ohatra Famaky sy mahazaka no nentiny hamangiana ny teny. [Rahajarizafy: Kabary, takila 20]
Teny nalaina 

Teny iditra mahazaka (zaka)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Afaka na tia mitondra: Tsy mahazaka an' io entana io aho
¶ Mahalefitra, mahatanty: Tsy mahazaka ny teny fanarabiana izy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be able to bear, to be equal to [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay être capable de supporter; être capable de porter [Hallanger 1974]
Ohatra sanatrian'izany, toa vorontsiloza manjoretra tsy mahazaka elatra. [Rabetokotany: Hanim-pito]

2016/08/22