Teny iditra mahazo (azo)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Tonga, manjary manana: Nahazo namana [...]
¶ Mandray, tonga tompon-javatra: Nahazo [...]
¶ Voan' (ny aretina): Nahazo aretin-kib [...]
¶ Mahasambotra: Iza aminareo no nahazo [...]
¶ Mahatakatra hevitra: Tsy nahazo akory [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to get, to have, to obtain, to possess, to win, to acquire, to comprehend. The relative ahazoana is most frequently changed in pronunciation to ahazahoana. [Richardson 1885]
   to get, to acquire; to understand [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   gagner, obtenir; comprendre [Hallanger 1974]
Ny bikany  
mahazo
nahazo
hahazo
mahazoa
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2013/03/07