Teny iditra mahefa (efa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mahavita: Mahefa ny zavatra rehetra Andriamanitra / Mahefà be e!
¶ Mahafaty (ain' olona): Tsy mahefa ain' olona aho
¶ Mahaloa: Atolory ny fanjakana io fa tsy nahefa trosa [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay pouvoir faire, pouvoir achever, pouvoir mettre à mort, pouvoir payer, pouvoir restituer [Abinal 1888]
Ohatra 
1rariny raha misy mahefa ny adidiny; [Ratany: Tononkira]
2koa raha mahefa ireo hianao dia homeny ho vadinao Imanahadreny. [Dahle: Angano, takila 88]
3Fa angaha koa izay lazain' ny molotra ambony sy ambany dia mahefa inona. [Rapatsalahy: Kintana, takila 78]
Endriteny 
mahefa
nahefa
hahefa
mahefà
Tsipelina hafa 
Teny nalaina 

Teny iditra mahe (efa)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mahefa [firaketana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2017/06/08