Teny iditra mahela (ela)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Mahatonga ho ela: Inona no nahela ny dianao? [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy [ mahaela ] to delay, to prolong [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay qui retarde ou peut retarder [Abinal 1888]
 retarder [Malzac 1893]
 [ mahaela ] prolonger, mettre en retard [Hallanger 1974]
Endriteny 
mahela
nahela
hahela
Ohatra Ny fahatahorana an' i Jehovah no mahela velona; [Baiboly: 24.10.27]

2017/08/24