Teny iditra mahery an-joro (hery, any, zoro)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ilazana ny akoho mamono ny namany ao am-pisoko, nefa nony any ivelany kanosa mandositra ny akoho hafa
¶ Olona mikitakita sy ratsy fitondra ny ao an-trano, nefa tsy mahasehaka firy amin' ny any ivelany [Rajemisa 1985]

2009/11/07